English Speaking Course in Tana

Call Directions

English Speaking Course in Tana "Never stop studying because life never stops teaching"

10/11/2026

LET'S TALK
In learning languages. Can AI completely replace human teachers ?
Share your views and let's talk !

10/11/2026

FAMPIANARANA TENY SINOA, GUITAR ary CLAVIER GRATUIT !

Tolotra spécial ho an'ireo mianatra teny Anglisy aty aminay.

06/11/2026

ENGLISH SPEAKING COURSE
EVERY SATURDAY AT 1:00 PM
DEBATES • DISCUSSION • EXCHANGE
COME AND JOIN US!

01/11/2026

ENGLISH SPEAKING COURSE EVERY DAY AT 6:30

DEBATE - SHARING - EXCHANGE
COME AND JOIN US!

01/11/2026

30.000 Ar/mois monja dia hahafahanao mianatra Anglais parlé en ligne.
Afaka mandefa mp izay liana tompok !

Izy no Mathieu.  11 taona. 5ém izy zao. 8ém izy no nanomboka nampianariko ANGLAIS PARLÉ. Tsy nisy lesona nomeko azy fa t...
26/10/2026

Izy no Mathieu. 11 taona. 5ém izy zao. 8ém izy no nanomboka nampianariko ANGLAIS PARLÉ. Tsy nisy lesona nomeko azy fa tonga dia niresaka dia izy mandray vocabulaire fotsiny. Ankehitriny izy efa mahavita miresaka amin'ny teny Anglisy ary mbola manohy mianatra Anglais parlé foana rehefa Sabotsy sy fialan-tsasatra.
Isaorana Andriamanitra fa nahazo 20/20 tamin'ny taranja Anglisy izy.
Isaorana ihany koa ny RAD sy ireo mpampianatra nampianatra azy.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.

Alefaso ny zanakao hianatra ANGLAIS PARLÉ tompoko.

26/10/2026

Misy hatrany ny PRATIQUE ANGLAIS antsika isan'andro @ 6:30 maraina ety Andrefan'Ambohijanahary.
Misaotra tompoko !

23/10/2026

PRATIQUE ANGLAIS SAMEDI
🕐 13:00
📍 Andrefan'Ambohijanahary
📞 0325724458

20/10/2026

ENGLISH SPEAKING COURSE
🕕 6:00 - 7:30
📍 Andrefan'Ambohijanahary
📞0325724458

18/10/2026

PRATIQUE ANGLAIS ISAN'ANDRO
Ora: 6:30 - 8:00
Toerana: Andrefan'Ambohijanahary
Tel: 0325724458 / 0380684397

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261325724458

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when English Speaking Course in Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share