HVM Foibe Madagasikara

HVM Foibe Madagasikara

Share

Nยฐ - Tรฉl : 034 17 129 66 Responsable Communication HVM Madagasikara. Miara mientana ho amin'ny fampandrosoana

Photos from Rivo Rakotovao's post 27/04/2026
Photos from HVM Foibe Madagasikara's post 21/04/2026

HVM TOLIARA

Amin'ny maha sekretera jeneralin'ny Antoko HVM an'Atoa Alain Rasambany Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena amizao fotoana izao, dia nisy ny fihaonana manokana tamin'ireo mpitarika sy mpikatroka HVM tany an-toerana.

Maro maro moa ny zavatra noresahina indrindra fa ny fomba fijerin'ny Antoko HVM manoloanan'ny raharaham-pirenena ankehitriny.
Ny Antoko HVM dia manana olona mpiara-dia manerana ny nosy, tsy latsa-danja amin'izany ny HVM Toliara. Ary mazava ny lalantsika amizao fotoana izao fa mifanome tanana tanteraka amin'ny Fitondrana Fanavaozana izao.

HVM Mifanome Tanana ho amin'ny Fampandrosoana

Photos from HVM DIANA Ofisialy's post 21/04/2026

Redynamisation HVM Nosy-Be

Home 1 19/04/2026

๐ŸŸฆ๐—ฆ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ก๐—”
๐Ÿ“ปVahiny: Rivo Rakotovao, filoha nasionalin'ny antoko HVM.
Hiresaka ny raharaham-pirenena
๐ŸŽคMpanao gazety : ๐—ฅ๐—ฎ๐˜†๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ ๐—ฆ๐—ข๐—”๐—ฉ๐—œ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”
Nandray feo : ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—œ๐—›๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ก

๐Ÿ—“๏ธ Fotoana ifanomezana : Alahady 19 avrily 2026
๐Ÿ•ข: 7ora sy sasany hariva

Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz

๐ŸŒ๐Ÿ“ปLien Web radio RNM: www.radiomadagasikara.com

https://www.facebook.com/share/v/1DfCUbiy5F/

Home 1 [trx_sc_countdown type="default"...

19/04/2026

๐ŸŸฆ๐—ฆ๐—”๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ก๐—”
๐Ÿ“ปVahiny: ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—ข๐—ง๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ข ๐—ฅ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ, filoha nasionalin'ny antoko HVM
Hiresaka ny raharaham-pirenena
๐ŸŽคMpanao gazety : ๐—ฅ๐—ฎ๐˜†๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ ๐—ฆ๐—ข๐—”๐—ฉ๐—œ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”
Nandray feo : ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ผ ๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—œ๐—›๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—ก

๐Ÿ—“๏ธ Fotoana ifanomezana : Alahady 19 avrily 2026
๐Ÿ•ข: 7ora sy sasany hariva

Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz

๐ŸŒ๐Ÿ“ปLien Web radio RNM: www.radiomadagasikara.com

https://www.facebook.com/share/v/1DfCUbiy5F/

Photos from HVM Foibe Madagasikara's post 18/04/2026

HVM TOLIARA

Nisy fihaonana teo aminโ€™ny birao politika rezionaly HVM Toliara sy ny birao politika nasionaly, fivoriana izay notarihinโ€™ny mpitahiry vola ato aminโ€™ny birao foibe, TGN Mahaleo, sy ny Sekretera Jeneraly Lefitra, Raherison Pascal Justino, izay mandalo any an-toerana aminโ€™izao fotoana izao.

Nandritra izany dia nisy ny fanomezana toro-marika momba ny fiainanโ€™ny Antoko sy ny raharaham-pirenena, ary koa ny fifampizarana maro samihafa.
Nohamafisina fa manohana tanteraka ny Fitondrana Fanavaozana mijoro ankehitriny ny Antoko HVM.

Noho izany dia ampirisihina ny mpikatroka HVM rehetra hifanome tanana sy hiara-hiasa aminโ€™ny fitondrana mijoro aminโ€™izao fotoana izao.

HVM Mifanome tanana ho aminโ€™ny fampandrosoana

17/04/2026
Photos from Rivo Rakotovao's post 15/04/2026

Rivo Rakotovao
Tanora HVM Ofisialy

11/04/2026
Photos from HVM Foibe Madagasikara's post 11/04/2026

HVM FARITRA MELAKY

Nihaona tao amin'ny distrika Maintirano ireo solon-tenan'ny birao politika ao amin'ny faritra.

Nifampizara sy nifanome toro-marika mba hanatsarana ny fiaina'ny Antoko HVM maneranan'ny any amin'ny ifotony rehetra ao anaty faritra.

Mankasitraka HVM any amin'ny Faritra Melaky.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antananarivo
101